|
|
|
|

Teny iditra1  danin' ny kibo
Singan-teny  2 dany, 3 kibo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 one's will, one's own pleasure or desire [1.2]
7 one's own desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 le bon plaisir [1.8]
Voambolana  9  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11